Isaia 30:33 MG1865

33 Fa efa voavoatra fahataloha Tofeta; Eny, efa nataony vonona ho an'ny mpanjaka izany; Efa nataony lalina sady malalaka izy; Ny antontany dia misy afo sy kitay betsaka; Ary ny fofonain'i Jehovah, izay tahaka ny renirano solifara, no mampirehitra azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:33 amin'ny teny manodidina.