Isaia 32:10 MG1865

10 Raha afaka herintaona mahery dia ho raiki-tahotra ianareo, ry vehivavy matokitoky foana; Fa hanjahitra ny taom-piotazam-boaloboka, ary tsy hisy ny fanangonam-boankazo

Vakio ny toko manontolo Isaia 32

Jereo Isaia 32:10 amin'ny teny manodidina.