Isaia 32:11 MG1865

11 Mangovita, ry vehivavy miadana, mangorohoroa, ry vehivavy matokitoky foana; Endaho ny akanjonao, ka mitanjaha, ary misikìna lamba fisaonana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 32

Jereo Isaia 32:11 amin'ny teny manodidina.