Isaia 33:1 MG1865

1 Lozanao, ry ilay mandroba, nefa tsy norobaina ianao! Ary mamitaka, nefa tsy nofitahina ianao! Rehefa mitsahatra ny mandrava ianao, dia vao horavana kosa; Ary rehefa mitsahatra ny mamitaka ianao, dia vao hofitahina kosa.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:1 amin'ny teny manodidina.