Isaia 33:2 MG1865

2 Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Hianao no antenainay; Aoka ho sandrinay isa-maraina ianao sy ho famonjena anay amin'ny andro fahoriana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:2 amin'ny teny manodidina.