Isaia 33:23 MG1865

23 Mivaha ny mahazakan-tsambonao; Tsy mahahazona mafy ny fiorenan'andry izy, na mahavelatra ny lay; Fa amin'izay kosa dia hozaraina ny zavatra be voababo; Na dia ny mandringa aza dia mba hahazo babo ihany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:23 amin'ny teny manodidina.