Isaia 33:24 MG1865

24 Tsy hisy amin'ny mponina ao hilaza hoe: Marary aho; Ny olona izay mitoetra ao dia voavela heloka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:24 amin'ny teny manodidina.