Isaia 34:1 MG1865

1 Manatona, ianareo jentilisa, mba handre; Ary mihainoa, ianareo firenena; Aoka handre ny tany sy ny ao aminy rehetra, Izao tontolo izao sy ny vokatra rehetra avy aminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 34

Jereo Isaia 34:1 amin'ny teny manodidina.