Isaia 33:7 MG1865

7 Indreo, ny lehilahy maheriny mitaraina eny ivelany; Ny iraka nitady fihavanana dia mitomany mafy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:7 amin'ny teny manodidina.