Isaia 33:8 MG1865

8 Maty ny lalambe; Tsy misy ny mpandeha; Nofoanany ny fanekena; Nalany baraka ny tanàna; Tsy nanaja olona izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 33

Jereo Isaia 33:8 amin'ny teny manodidina.