Isaia 36:18 MG1865

18 Aza mety homen'i Hezekia vohony ianareo amin'ny anaovany hoe: Jehovah no hamonjy antsika. Moa nisy nahavonjy ny taniny tamin'ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria va ireo andriamanitry ny firenena ireo?

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:18 amin'ny teny manodidina.