Isaia 36:19 MG1865

19 Aiza moa ny andriamanitr'i Hamata sy Arpada? Ary aiza koa ny andriamanitr'i Sefarvaima? Nahavonjy an'i Samaria tamin'ny tanako va ireo andriamaniny?

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:19 amin'ny teny manodidina.