Isaia 39:3 MG1865

3 Dia nankany amin'i Hezekia mpanjaka mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain'ireo olona ireo, ary avy taiza nihaviany hankatỳ aminao? Ary hoy Hezekia: Nankaty amiko avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona.

Vakio ny toko manontolo Isaia 39

Jereo Isaia 39:3 amin'ny teny manodidina.