Isaia 39:4 MG1865

4 Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato ananonao? Ary hoy Hezekia: Izay rehetra an-tranoko dia efa hitany avokoa; tsy nisy zavatra tsy nasehoko azy ny ao amin'ny firaketako rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 39

Jereo Isaia 39:4 amin'ny teny manodidina.