Isaia 40:27 MG1865

27 Nahoana no miteny ianao, ry Jakoba ô, ary milaza ianao, ry Isiraely ô, hoe: Miafina tsy hitan'i Jehovah ny lalako, ary mihelina tsy hitan'Andriamanitro ny rariny tokony ho ahy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 40

Jereo Isaia 40:27 amin'ny teny manodidina.