28 Tsy fantatrao va? Tsy efa renao va fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah, izay namorona ny faran'ny tany? Tsy mba mety ho reraka na sasatra Izy; Tsy takatry ny saina ny fahalalany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 40
Jereo Isaia 40:28 amin'ny teny manodidina.