Isaia 41:17 MG1865

17 Ny ory sy ny malahelo mitady rano, fa tsy mahita, ary ny lelany mainan'ny hetaheta; Izaho Jehovah no hihaino azy, Izaho, Andriamanitry ny Isiraely, tsy hahafoy azy;

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:17 amin'ny teny manodidina.