Isaia 41:18 MG1865

18 Hampiboika renirano ao amin'ny tendrombohitra mangadihady Aho ary loharano ao amin'ny lohasaha; Hanao ny efitra ho farihy Aho ary ny tany karankaina no loharano miboiboika.

Vakio ny toko manontolo Isaia 41

Jereo Isaia 41:18 amin'ny teny manodidina.