10 Hianareo izay midina any amin'ny ranomasina sy ny ao aminy rehetra, dia ianareo nosy sy ny mponina ao aminy, samia mihira fihiram-baovao ho an'i Jehovah, dia ny fiderana Azy hatramin'ny faran'ny tany.
Vakio ny toko manontolo Isaia 42
Jereo Isaia 42:10 amin'ny teny manodidina.