Isaia 42:9 MG1865

9 Ny amin'ny zavatra taloha, dia indreo, efa miseho; Ary zava-baovao kosa no toriko izao; Na dia tsy mbola miposaka aza ireny, dia ambarako aminareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 42

Jereo Isaia 42:9 amin'ny teny manodidina.