13 Jehovah mivoaka tahaka ny lehilahy mahery, tahaka ny fanaon'ny mpiady no amohazany ny fahatezerany; Miantsoantso Izy, eny, mihiaka mafy; Mampiseho hery haharesy ny fahavalony Izy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 42
Jereo Isaia 42:13 amin'ny teny manodidina.