Isaia 42:14 MG1865

14 Efa tsy niteny Aho hatrizay hatrizay, nangina ihany Aho ka nanindry fo; Fa izao Aho dia mitaraina tahaka ny vehivavy raha miteraka, eny, miehakehaka tsy avy miaina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 42

Jereo Isaia 42:14 amin'ny teny manodidina.