19 Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany tsy hahalala izany va ianareo? eny, any an-efitra no hanaovako lalana ary any amin'ny tany sao no hasiako ony;
Vakio ny toko manontolo Isaia 43
Jereo Isaia 43:19 amin'ny teny manodidina.