Isaia 43:20 MG1865

20 Dia hanome voninahitra Ahy ny bibi-dia sy ny amboadia ary ny ostritsa, satria manisy rano any an-efitra sy ony any amin'ny tany lao Aho, Hampisotroana ny oloko, dia ilay voafidiko.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:20 amin'ny teny manodidina.