Isaia 43:23 MG1865

23 Tsy nitondranao ny zanak'ondry fanatitra doranao Aho, na nomenao voninahitra tamin'ny fanatitrao. Tsy nampahavesatra anao tamin'ny fanatitra Aho, na nanasatra anao tamin'ny ditin-kazo mani-pofona.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:23 amin'ny teny manodidina.