Isaia 43:24 MG1865

24 Tsy nandoa vola namidy veromanitra ho Ahy ianao, na nahavoky Ahy tamin'ny saboran'ny fanatitrao; Fa nampahavesatra Ahy tamin'ny fahotanao kosa ianao sy nanasatra Ahy tamin'ny helokao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:24 amin'ny teny manodidina.