Isaia 44:11 MG1865

11 Indro, ho menatra ny namany rehetra; Fa ny mpiasa dia olona ihany; Aoka hivory izy rehetra ka handroso; Aoka ho raiki-tahotra sy ho menatra avokoa izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:11 amin'ny teny manodidina.