Isaia 44:12 MG1865

12 Ny mpanefy manamboatra fiasana; Miasa amin'ny arina izy ary manamboatra azy amin'ny tantanana sy miasa azy amin'ny sandriny matanjaka; Eny, noana izy, ka ketraka ny heriny; Tsy misotro rano izy ka reraka.

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:12 amin'ny teny manodidina.