Isaia 44:14 MG1865

14 Tsy maintsy mijinja ny sedera izy ary maka ny hazo ileksa sy ôka Ary mifidy hazo any an'ala; Mamboly ny hazo orno izy, ka ampanirin'ny ranonorana izany;

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:14 amin'ny teny manodidina.