Isaia 44:15 MG1865

15 Ary dia anaovan'ny olona kitay izany ka analany hamindroany; Eny, ampirehetiny izany mba hanendasany mofo; Anaovany andriamanitra izany, ka dia ivavahany; Eny, anaovany sarin-javatra voasokitra koa izany, ka dia iankohofany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:15 amin'ny teny manodidina.