Isaia 44:24 MG1865

24 Izao no lazain'i Jehovah, izay nanavotra anao sady namorona anao hatrany am-bohoka: Izaho no Jehovah Izay manao ny zavatra rehetra, Izaho irery no manenjana ny lanitra; Ny tenako ihany no mamelatra ny tany;

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:24 amin'ny teny manodidina.