Isaia 44:25 MG1865

25 Izaho mahafoana ny famantarana lazain'ny mpibedibedy sy mampahavery saina ny mpanao fankatovana ary mampihemotra ny olon-kendry ka mampody ny fahalalany ho fahadalana,

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:25 amin'ny teny manodidina.