Isaia 44:26 MG1865

26 Ary mahatò ny tenin'ny mpanompoko sy mahatanteraka ny saina atolotry ny irako, ary manao amin'i Jerosalema hoe: Honenana ianao, sy amin'ny tanànan'ny Joda hoe: Hatsangana ianareo, ka hamboariko izay rava eo,

Vakio ny toko manontolo Isaia 44

Jereo Isaia 44:26 amin'ny teny manodidina.