Isaia 45:4 MG1865

4 Noho ny amin'i Jakoba mpanompoko sy Isiraely voafidiko no niantsoako anao tamin'ny anaranao sy nanomezako anarana malaza ho anao, na dia tsy nahafantatra Ahy aza ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:4 amin'ny teny manodidina.