Isaia 45:5 MG1865

5 Izaho no Jehovah, fa tsy misy hafa: Tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho; Izaho efa nampisikina anao, kanefa tsy nahafantatra Ahy ianao,

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:5 amin'ny teny manodidina.