Isaia 45:9 MG1865

9 Lozan'izay miady amin'ny namorona azy! Tavim-bilany isan'ny tavim-bilany amin'ny tany ihany ireny! Ny tanimanga va hilaza amin'ny mpanefy azy hoe: Inona no ataonao? Na ny asanao va hanao hoe: Tsy manan-tanana izy?

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:9 amin'ny teny manodidina.