Isaia 45:8 MG1865

8 Manateteva avy any ambony, ry lanitra, ary aoka ny habakabaka hampilatsaka fahamarinana; Aoka ny tany hisosatra, Ary aoka ho vokatra avy amin'ireo ny famonjena; Ary aoka hitsimoka miaraka amin'izay ny fahamarinana. Izaho Jehovah no efa nahatonga izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 45

Jereo Isaia 45:8 amin'ny teny manodidina.