Isaia 46:10 MG1865

10 Izay manambara ny farany hatramin'ny voalohany, ary nanambara hatramin'ny ela izay tsy mbola natao akory, dia ilay manao hoe: Ho tò ny fikasako, ary hefaiko ny sitrapoko rehetra,

Vakio ny toko manontolo Isaia 46

Jereo Isaia 46:10 amin'ny teny manodidina.