11 Izay miantso vorona mpihaza avy any atsinanana, dia lehilahy avy any an-tany lavitra hahefa ny fikasako; sady efa niteny izany Aho no hahatanteraka azy koa, sady nikasa Aho no hahefa azy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 46
Jereo Isaia 46:11 amin'ny teny manodidina.