Isaia 46:13 MG1865

13 Hampanatoniko ny fahamarinako, ka tsy ho lavitra intsony; ary ny famonjeko tsy hitaredretra; fa hametraka famonjena ao Ziona Aho sy ny voninahitro ho an'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Isaia 46

Jereo Isaia 46:13 amin'ny teny manodidina.