Isaia 47:1 MG1865

1 Mialà, ka mipetraha amin'ny vovoka, ry Babylona, zanakavavy virijina! Mipetraha eo amin'ny tany, fa tsy amin'ny seza fiandrianana, ry Kaldea zanakavavy! Fa tsy hatao hoe vehivavy malemilemy sy mihantahanta intsony ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 47

Jereo Isaia 47:1 amin'ny teny manodidina.