Isaia 47:6 MG1865

6 Tezitra tamin'ny oloko Aho; navelako holotoina ny lovako, ka natolotro ho eo an-tananao izy, tsy mba namindranao fo izy, fa na dia ny antitra aza dia nasianao zioga mavesatra dia mavesatra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 47

Jereo Isaia 47:6 amin'ny teny manodidina.