Isaia 47:7 MG1865

7 Ary hoy ianao: Ho tompovavy mandrakizay Aho; ka dia tsy nandatsaka am-po izany zavatra izany ianao, na nitsapa izay hiafarany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 47

Jereo Isaia 47:7 amin'ny teny manodidina.