19 Ary ho tahaka ny fasika ny taranakao, ary ny aloaky ny kibonao ho tahaka ny sombim-pasika; Ny anarany tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako.
Vakio ny toko manontolo Isaia 48
Jereo Isaia 48:19 amin'ny teny manodidina.