Isaia 48:20 MG1865

20 Mivoaha hiala any Babylona; miezaha avy any amin'ny Kaldeana; torio amin'ny feo mahafaly, ary ambarao, ka aelezo hatrany amin'ny faran'ny tany, lazao hoe: Jehovah efa nanavotra an'i Jakoba mpanompony.

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:20 amin'ny teny manodidina.