Isaia 48:21 MG1865

21 Ary tsy nangetaheta ireo tamin'ny nitondrany azy tany an-efitra; Nampiboiboika rano ho azy avy tamin'ny vatolampy Izy, Eny, nampitresaka ny vatolampy Izy, ka dia nigororoana ny rano.

Vakio ny toko manontolo Isaia 48

Jereo Isaia 48:21 amin'ny teny manodidina.