Isaia 49:1 MG1865

1 Mihainoa Ahy, ry nosy, ary atongilano ny sofinareo, ry firenena lavitra; Jehovah efa niantso Ahy hatrany am-bohoka; Hatry ny fony Aho mbola tao an-kibon'ineny no efa nankalazainy ny anarako.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:1 amin'ny teny manodidina.