Isaia 49:2 MG1865

2 Ary nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; tao amin'ny aloky ny tànany no nanafenany Ahy. Ary nataony zana-tsipìka voalambolambo tsara Aho; teo amin'ny tranon-jana-tsipìkany no nanafenany Ahy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:2 amin'ny teny manodidina.