Isaia 5:26 MG1865

26 Ary hanangana faneva ho amin'ny firenena lavitra Izy sady hisiaka hiantso ny iray avy any am-paran'ny tany; Ary, indro, ho avy faingana dia faingana ireo;

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:26 amin'ny teny manodidina.