Isaia 5:27 MG1865

27 Tsy hisy reraka na tafintohina ao aminy; Tsy ho rendrehana na hatory izy: Tsy hiboraka ny fehin-kibony, ary tsy ho tapaka ny fehin-kapany,

Vakio ny toko manontolo Isaia 5

Jereo Isaia 5:27 amin'ny teny manodidina.